Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay, tao amin'ny trano-lay fihaonana tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana faharoa, tamin'ny taona faharoa taorian'ny nivoahany avy tany amin'ny tany Egypta, ka nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Nomery 1

Jereo Nomery 1:1 amin'ny teny manodidina.