Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 9:37 Malagasy Bible (MG1865)

ary mahavokatra be izy, kanefa ho an'ireo mpanjaka izay notendrenao hanapaka anay noho ny fahotanay ihany izany; eny, manapaka ny tenanay sy ny biby fiompinay araka ny sitrapony izy, ka ozoim-pahoriana mafy izahay.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:37 amin'ny teny manodidina.