Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 9:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nananatra azy mafy Hianao hampiverenanao azy ho amin'ny lalànao; kanefa mbola niavonavona ihany izy ka tsy nihaino ny didinao, fa nanota ny fitsipikao (iza mahavelona ny olona mankatò azy) ka nampihemotra ny sorony sy nanamafy ny hatony ary tsy nety nihaino.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:29 amin'ny teny manodidina.