Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 9:27 Malagasy Bible (MG1865)

Koa dia natolotrao ho eo an-tànan'ny fahavalony izy, ka nampahory azy ireny; nefa tamin'ny andro fahoriany dia nitaraina taminao izy, ka nihaino azy tany an-danitra Hianao, ary araka ny haben'ny fiantranao dia nomenao mpamonjy izy, ka namonjy azy tamin'ny tanan'ny fahavalony ireo.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:27 amin'ny teny manodidina.