Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 9:19 Malagasy Bible (MG1865)

kanefa noho ny haben'ny famindram-ponao dia tsy mba nahafoy azy tany an-efitra Hianao; ny andri-rahona, izay nitondra azy teny an-dalana, dia tsy niala taminy raha antoandro, na ny andri-afo, izay nampahazava azy nony alina, hahitany izay lalana tokony halehany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:19 amin'ny teny manodidina.