Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 9:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny ranomasina dia nosarahinao teo anoloany, ka nandeha namaky teo afovoan'ny ranomasina nandia ny tany maina izy; ary ireo nanenjika azy dia natsipinao hilentika amin'ny lalina tahaka ny vato amin'ny rano manonja.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:11 amin'ny teny manodidina.