Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 8:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy taminy: Mandehana, hano ny matavy, ary sotroy ny mamy, dia mba anatero anjara izay tsy manan-javatra voavoatra; fa masina ho an'ny Tompontsika ity andro ity; koa aza malahelo ianareo, fa ny fifaliana avy amin'i Jehovah no fiarovana mafy ho anareo.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 8

Jereo Nehemia 8:10 amin'ny teny manodidina.