Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 7:7 Malagasy Bible (MG1865)

dia ny olona izay niaraka tamin'i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana: Ary ny isan'ny lehilahy tamin'ny Isiraely dia izao:

Vakio ny toko manontolo Nehemia 7

Jereo Nehemia 7:7 amin'ny teny manodidina.