Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 7:45 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia valo amby telo-polo amby zato.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 7

Jereo Nehemia 7:45 amin'ny teny manodidina.