Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 6:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa ren'i Sanbala sy Tobia sy Gasema Arabo mbamin'ny namany fahavalonay fa efa nanao ny manda aho, ka tsy nisy banga intsony teo (kanefa tamin'izany andro izany tsy mbola voalatsako ny lela-vavahady),

Vakio ny toko manontolo Nehemia 6

Jereo Nehemia 6:1 amin'ny teny manodidina.