Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 5:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy koa aho: Tsy tsara izao ataonareo izao; moa tsy tokony handeha amin'ny fahatahorana an'Andriamanitsika va ianareo noho ny fanaratsian'ny jentilisa fahavalontsika?

Vakio ny toko manontolo Nehemia 5

Jereo Nehemia 5:9 amin'ny teny manodidina.