Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 4:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny Joda: Mihena ny herin'ny mpitondra entana, ary be ny korontam-bato sy ny tany; ka dia tsy maharafitra ny manda izahay.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 4

Jereo Nehemia 4:4 amin'ny teny manodidina.