Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 4:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hatramin'izay andro izay ny antsasaky ny zatovoko dia nanao ny asa, ary ny antsasany kosa nitàna lefona aman'ampinga sy tsipìka ary akanjo fiarovan-tratra; ary ny mpanapaka dia teo ivohon'ny fianakaviana rehetra amin'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 4

Jereo Nehemia 4:10 amin'ny teny manodidina.