Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny vavahadin-kazandrano dia narafitry ny zanak'i Hasena, izy no nandatsaka ny rairainy sy ny lela-vavahadiny mbamin'ny hidiny sy ny vavombiny.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:3 amin'ny teny manodidina.