Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 3:23 Malagasy Bible (MG1865)

Manarakaraka ireo dia namboatra koa Benjamina sy Hasoba teo amin'ny tandrifin'ny tranony ihany. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Azaria, zanak'i Mahaseia, zanak'i Anania, teo anilan'ny tranony ihany.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:23 amin'ny teny manodidina.