Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 3:20 Malagasy Bible (MG1865)

Manarakaraka io koa dia Baroka, zanak'i Zabay, no nazoto namboatra ny sasany hatramin'ny fiolahana ka hatramin'ny varavaran'ny tranon'i Eliasiba mpisoronabe.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 3

Jereo Nehemia 3:20 amin'ny teny manodidina.