Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 2:16 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa ireo mpanapaka tsy nahalala izay nalehako, na izay nataoko; fa hatramin'izay dia tsy mbola nolazaiko tamin'ny Jiosy izany, na tamin'ny mpisorona, na tamin'ny manan-kaja, na tamin'ny mpanapaka, na tamin'ny vahoaka sisa izay nanao ny asa.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:16 amin'ny teny manodidina.