Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 2:13 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandeha alina aho ka nivoaka tamin'ny vavahady mankany amin'ny lohasaha, tandrifin'ny loharanon'ny dragona, sy tamin'ny vavahadin-jezika ka nizaha ny mandan'i Jerosalema izay efa rava sy ny vavahadiny izay efa levon'ny afo.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 2

Jereo Nehemia 2:13 amin'ny teny manodidina.