Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 13:26 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy izany va no nanotan'i Solomona, Mpanjakan'i Isiraely? kanefa tsy nisy mpanjaka tahaka azy tany amin'ny firenena maro, fa tian'Andriamaniny izy ka nataon'Andriamanitra ho mpanjaka tamin'ny Isiraely rehetra; kanefa na dia izy aza dia, nampanotain'ny vehivavy hafa firenena.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:26 amin'ny teny manodidina.