Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 13:21 Malagasy Bible (MG1865)

dia nananatra azy mafy aho ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mandry eto anilan'ny manda Raha mbola manao izany indray ianareo, dia hosamboriko. Koa hatramin'izany andro izany dia tsy tonga tamin'ny Sabata intsony izy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 13

Jereo Nehemia 13:21 amin'ny teny manodidina.