Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 12:47 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Isiraely rehetra tamin'ny andron'i Zerobabela sy Nehemia nanome ny anaran'ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, dia ny anjarany isan'andro; ary nanokana izay ho an'ny Levita izy; ary ny Levita kosa nanokana izay ho an'ny taranak'i Arona.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:47 amin'ny teny manodidina.