Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 12:39 Malagasy Bible (MG1865)

ary hatreo ambonin'ny vavahadin'i Efraima ay teo ambanin'ny vavahady taloha ary teo ambonin'ny vavahadin-kazandrano sy ny tilikambo Hananela sy ny tilikambo Hamea, dia hatramin'ny vavahadin'ondry; ary nilanona teo amin'ny vavahadin-trano-maizina izy.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:39 amin'ny teny manodidina.