Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 12:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa hitokanana ny mandan'i Jerosalema, dia nitady ny Levita avy tamin'ny fonenany rehetra izy mba ho entina any Jerosalema hanao ny fitokanana amin'ny fifaliana sy ny fiderana ary ny hira mbamin'ny kipantsona sy ny valiha ary ny lokanga.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:27 amin'ny teny manodidina.