Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 12:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lohan'ny Levita dia Hasabia sy Serebia sy Jesoa, zanak'i Kadmiela, mbamin'ny rahalahin'ireo izay nifanandrify taminy, mba hidera sy hisaotra araka ny didin'i Davida, lehilahin'Andriamanitra, nifanandrify isan-tokony.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 12

Jereo Nehemia 12:24 amin'ny teny manodidina.