Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 11:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tany Jerosalema no nonenan'ny sasany tamin'ny taranak'i Joda sy ny taranak'i Benjamina. Ny avy tamin'ny taranak'i Joda dia Ataia, zanak'i Ozia, zanak'i Zakaria, zanak'i Amaria, zanak'i Sefatia, zanak'i Mahalalila, avy tamin'ny taranak'i Fareza;

Vakio ny toko manontolo Nehemia 11

Jereo Nehemia 11:4 amin'ny teny manodidina.