Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nahoma 3:19 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy mety mihena ny fangirifirianao, Tsy azo sitranina ny ferinao; Izay rehetra ilazana ny nanjo anao dia hiteha-tanana anao; Fa iza no tsy efa tratry ny fandozanao mandrakariva?

Vakio ny toko manontolo Nahoma 3

Jereo Nahoma 3:19 amin'ny teny manodidina.