Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nahoma 2:1 Malagasy Bible (MG1865)

Injany! any an-tendrombohitra ny tongotry ny mitondra teny soa mahafaly Sady mitory fiadanana! Tandremo ny andro firavoravoanao, ry Joda, Efao ny voadinao; Fa tsy handeha hamaky eo aminao intsony ilay tena ratsy fanahy, Indray ripaka izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Nahoma 2

Jereo Nahoma 2:1 amin'ny teny manodidina.