Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 9:57 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny ratsy rehetra nataon'ny mponina tao Sekema dia natsingerin'Andriamanitra tamin'ny lohany avokoa, ka dia nihatra taminy ilay fanozonana nataon'i Jotama, zanak'i Jerobala.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:57 amin'ny teny manodidina.