Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 9:43 Malagasy Bible (MG1865)

Dia naka ny vahoaka izy ka nizara azy ho telo toko ary nanotrika tany an-tsaha; dia nijery izy, ka, indreo, ny olona nivoaka avy tao an-tanàna; dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:43 amin'ny teny manodidina.