Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 8:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Gideona dia nankany amin'ny mponina tao Sokota ka nanao hoe: Indreo Zebaha sy Zalmona, izay efa nandatsanareo ahy hoe: Moa efa voahazon'ny tananao ankehitriny va ny tànan'i Zebaha sy Zalmona, no homenay mofo ny olonao efa reraka?

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 8

Jereo Mpitsara 8:15 amin'ny teny manodidina.