Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 7:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Gideona: Ny telon-jato lahy izay nilelaka rano no hamonjeko anareo ka hanolorako ny Midiana eo an-tananao; fa aoka ny olona sisa rehetra samy hody any amin'ny fonenany avy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:7 amin'ny teny manodidina.