Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 7:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia nampidinin'i Gideona ho eo amin'ny rano ny olona; ary hoy Jehovah taminy: Izay rehetra milelaka rano amin'ny lelany tahaka ny filelaky ny amboa dia atokàny, ary izay rehetra mandohalika kosa hisotro dia atokàny koa.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:5 amin'ny teny manodidina.