Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 7:3 Malagasy Bible (MG1865)

Koa ankehitriny andeha miantso eo anatrehan'ny vahoaka hoe: Na iza na iza no matahotra sy mangovitra, aoka izy hiverina ka hiala amin'ny tany havoan'i Gileada. Dia niverina ny olona roa arivo sy roa alina; fa ny iray alina no sisa.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:3 amin'ny teny manodidina.