Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 7:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Gideona naniraka olona hitety ny tany havoan'i Efraima rehetra ka nanao hoe: Midina hisakana ny Midiana, ka vonjeo ny rano eo alohany hatrany Beti-bara sy Jordana. Dia nivory ny lehilahy rehetra amin'ny Efraima ka namonjy ny rano hatrany Beti-bara sy Jordana.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:24 amin'ny teny manodidina.