Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 7:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia mba nitsoka ny anjomara avokoa ny telo toko sady namaky ny sininy, ka nihazona ny fanilo teny an-tànany ankavia ary ny anjomara teny an-tànany ankavanana mba hotsofiny; dia niantso hoe izy: Ny sabatr'i Jehovah sy Gideona!

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:20 amin'ny teny manodidina.