Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 7:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tonga tao Gideona, indro, nisy lehilahy nilaza nofy tamin'ny namany ka nanao hoe: Nanonofy aho, ka, indro, nisy mofo vary hordea nikodiadia ho eo amin'ny tobin'ny Midina ka nankamin'ny lay anankiray, dia nampiongana ka nampivadika azy, ka dia nipetraka teo ny lay.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:13 amin'ny teny manodidina.