Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 7:1 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nifoha maraina koa Jerobala (Gideona izany) sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nitoby teo akaikin'ny loharano Haroda; ary ny tobin'ny Midiana kosa teo avarany, teo an-dohasaha anilan'ny havoana More.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 7

Jereo Mpitsara 7:1 amin'ny teny manodidina.