Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 6:8 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah dia naniraka mpaminany anankiray ho any amin'ny zanak'Isiraely, izay nilaza taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Egypta sady nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny trano nahandevozana

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:8 amin'ny teny manodidina.