Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 6:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy koa Gideona tamin'Andriamanitra: Aoka tsy hirehitra amiko ny fahatezeranao, fa hiteny izao indray mandeha izao monja aho; aoka mba hizahako izao indray mandeha izao monja amin'ny volon'ondry: aoka ny volon'ondry ihany no ho maina, fa ny tany rehetra kosa no ho lenan'ny ando.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:39 amin'ny teny manodidina.