Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 6:37 Malagasy Bible (MG1865)

indro, hapetrako eo amin'ny famoloana ity volon'ondry iray manontolo ity, ka raha ny volon'ondry ihany no lenan'ny ando, fa maina ny tany rehetra, dia ho fantatro fa ny tanako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:37 amin'ny teny manodidina.