Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 6:26 Malagasy Bible (MG1865)

dia manorena alitara eto an-tampon'ity fiarovana ity ho an'i Jehovah Andriamanitrao, ka amboary tsara izy, ary alao ilay ombilahy faharoa, ka atero ho fanatitra dorana amin'ny hazon'ny Aseraha izay hokapainao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:26 amin'ny teny manodidina.