Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 6:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary naroson'Ilay Anjelin'i Jehovah ny lohan'ny tehina izay teny an-tànany ka natendriny ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira; dia nisy afo nivoaka avy tamin'ny vatolampy ka nandevona ny hena sy ny mofo tsy misy masirasira. Ary Ilay Anjelin'i Jehovah dia lasa niala teo imasony.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:21 amin'ny teny manodidina.