Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 6:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia tonga Ilay Anjelin'i Jehovah ka nipetraka teo ambanin'ny hazo terebinta teo Ofra, izay an'i Joasy Abiezrita; ary Gideona zanany nively vary tamin'ny fantàka teo anilan'ny famiazam-boaloboka mba hafeniny amin'ny Midiana.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 6

Jereo Mpitsara 6:11 amin'ny teny manodidina.