Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 5:6 Malagasy Bible (MG1865)

Tamin'ny andron'i Samgara, zanak'i Anata, sy tamin'ny andron'i Jaela dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan'ny mpandeha.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 5

Jereo Mpitsara 5:6 amin'ny teny manodidina.