Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 4:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Baraka taminy: Raha handeha hiaraka amiko ianao, dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao, dia tsy handeha aho.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 4

Jereo Mpitsara 4:8 amin'ny teny manodidina.