Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 4:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Debora tamin'i Baraka: Miakara, fa anio no andro hanoloran'i Jehovah an'i Sisera eo an-tananao; tsy mivoaka eo anoloanao va Jehovah? Dia nidina Baraka sy ny olona iray alina nanaraka azy, avy tany an-tendrombohitra Tabara.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 4

Jereo Mpitsara 4:14 amin'ny teny manodidina.