Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

dia ireo andriana dimy tamin'ny Filistina sy ny Kananita rehetra sy ny Sidoniana ary ny Hivita, izay nonina tany an-tendrombohitra Libanona, hatrao akaikin'i Bala-hermona ka hatramin'ny lalana mankany Hamata.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 3

Jereo Mpitsara 3:3 amin'ny teny manodidina.