Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 3:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga teo izy, dia nitsoka ny anjomara tany amin'ny tany havoan'i Efraima, dia nidina nanaraka azy avy tany amin'ny tany havoana ny Zanak'Isiraely, ary izy no nitarika azy.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 3

Jereo Mpitsara 3:27 amin'ny teny manodidina.