Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 3:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny firenena navelan'i Jehovah ho entiny mizaha toetra ny Isiraely dia izay rehetra tsy mba nahita ny ady rehetra tany Kanana,

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 3

Jereo Mpitsara 3:1 amin'ny teny manodidina.