Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Mpitsara 21:8 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy izy: Iza amin'ny firenen'Isiraely no tsy mba niakatra ho any amin'i Jehovah tany Mizpa? Ary, indro, tsy nisy olona avy tany Jebesi-gileada na dia iray akory aza nankany an-toby ho ao amin'ny fiangonana.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 21

Jereo Mpitsara 21:8 amin'ny teny manodidina.